Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 5:16 - Baiboly Katolika

Nalain’io tamin’ireto tanany maloto ny zavatra masina, notsoahany ny fanomezana napetraky ny mpanjaka sasany, hampitombo voninahitra amam-piamboniana io fitoerana io, ka napetrany eo an-tanana tsy voahasina.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nalain’io mpanjaka io tamin’ireto tanany maloto ny fitaovana masina; notsoahany ny fanomezana napetraky ny mpanjaka hafa mba hanitarana io toerana io sy hanomezana haja amam-boninahitra azy.

Jereo ny toko



2Makabeo 5:16
0 Rohy Ifampitohizana