Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 5:15 - Baiboly Katolika

Tsy mbola afa-pon’izany halozana izany anefa izy, fa mbola sahiny nitsofohana indray koa ny tempoly, ilay masina indrindra amin’ny tany rehetra, ka i Menelesy mpamadika ny lalàna aman-tanindrazany no mpitarika azy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tsy mbola afa-pon’izany halozana izany anefa i Antiôkosa, fa sahy nitsofoka koa tao amin’ilay tempoly masina indrindra eran-tany; ka i Menelà, izay mpivadika amin’ny lalàna sy amin’ny tanindrazana, no mpitari-dalana azy.

Jereo ny toko



2Makabeo 5:15
0 Rohy Ifampitohizana