Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 5:13 - Baiboly Katolika

Zatovolahy sy anti-dahy no novonoina toy izany, lehilahy lehibe sy zaza amam-behivavy no maty toy izany, zatovovavy sy zaza minono no novonoin-ko faty toy izany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Naringany na tovolahy na anti-dahy, naripany ny zaza amam-behivavy, ary novonoiny ho faty ny tovovavy mbamin’ny zaza mbola minono.

Jereo ny toko



2Makabeo 5:13
0 Rohy Ifampitohizana