Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 5:12 - Baiboly Katolika

Nodidiany ny miaramila hamono tsy hananana antra akory izay azon’ny tanany sy hamono izay miakatra any ambony tafon-trano.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nodidiany ny miaramilany handavo tsy hananana antra izay azon’ny tanany, sy hamono hahafaty an’izay miakatra eny amin’ny efitrano ambany.

Jereo ny toko



2Makabeo 5:12
0 Rohy Ifampitohizana