Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 5:11 - Baiboly Katolika

Nony avy izay nahalalan’ny mpanjaka izany zava-niseho izany, dia nataony fa efa niendaka i Jodea. Ka niala tany Ejipta izy, nisafoaka toa biby masiaka, naka ny tanàna tamim-piadiana.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Rehefa nahafantatra izany zava-niseho tany Jerosalema izany ny mpanjaka, dia noheveriny fa efa nikomy i Jodea. Ka nisafoaka toa biby masiaka izy no niala tany Ejipta; ary nombàn-tafika naka ny tanànan’i Jerosalema.

Jereo ny toko



2Makabeo 5:11
0 Rohy Ifampitohizana