Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 5:10 - Baiboly Katolika

Nampiampatra olona betsaka tamin’ny tany tsy nisy mpandevina izy, ka mba tsy nisy mpisaona koa, na mpikarakara levenana, na nalevina am-pasan-drazana akory.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Namela faty maro hiampatrampatra tamin’ny tany tsy nisy mpandevina izy, ka mba tsy nisy mpisaona koa: tsy nahazo mpikarakara fandevenana izy ary tsy nomen-toerana teo am-pasandrazana.

Jereo ny toko



2Makabeo 5:10
0 Rohy Ifampitohizana