Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 4:50 - Baiboly Katolika

Fa i Menelasa kosa, noho ny fitiavam-bolan’ny manam-pahefana, dia tafajanona tamin’ny voninahiny ihany, sady nitombo hasomparana aman-kalozana tamin’ny mpiray tanindrazana aminy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

I Menelà kosa, noho ny fitiavam-bolan’ny manampahefana, dia tafajanona tamin’ny andraikiny ihany, sady nitombo hasomparana aman-kalozana tamin’ny mpiray firenena aminy.

Jereo ny toko



2Makabeo 4:50
0 Rohy Ifampitohizana