Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:39 - Baiboly Katolika

Raha vita amim-pahaizana sy voaforon’ny saina tsara ny filaharan’ny zavatra, dia izany koa no nokendreko; ary raha tsy lavorary sy ratsiratsy aza izy, dia izay no hany azoko natao.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Samy tsy tsara manko ny misotro divay tsy mitampoka na misotro rano fotsiny amin’izao, fa ny divay miharo rano no zava-pisotro tsara sy ahazoam-pahafinaretana; toy izany koa, ny fahaiza-mandahatra ny tantara no mahafinaritra ny fahazoan’izay mamaky ny lahatsoratra voarafitra. Ka dia ireo teny ireo no ho famaranana.

Jereo ny toko



2Makabeo 15:39
0 Rohy Ifampitohizana