Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 11:36 - Baiboly Katolika

Ary ny amin’ireo nataony ho tsy maintsy alefa hodinihin’ny mpanjaka, rehefa voadinikareo tsara, dia aza angatahana andro, fa maniraha olona ho atỳ aminay hampandrosoinay ao amin’ny mpanjaka, araka ny mety hatao ho anareo, fa ho any Antiôkia izahay.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ary ny amin’ireo nataony ho tsy maintsy alefa hodinihin’ny mpanjaka dia aoka hotombananareo tsara ary aza angatahana andro fa aniraho olona hilaza ny hevitrareo aty aminay; izany no harosonay eo amin’ny mpanjaka, araka ny mahasoa anareo. Eny, hankany Antiôkia izahay,

Jereo ny toko



2Makabeo 11:36
0 Rohy Ifampitohizana