Toy izao no ao amin’ny taratasin’ny mpanjaka ho an’ny firenena Jody: «I Antiôkosy mpanjaka, maniry fiadanana ho an’ny parlemantan’ny Jody sy ny Jody hafa.
Ny taratasin’i Antiôkôsa mpanjaka ho an’ny firenena jiosy kosa dia toy izao: «Avy amiko Antiôkôsa mpanjaka ity taratasy ity. Rarîko fiadanana ianareo Antenimieran-doholona sy ianareo Jiosy hafa rehetra.