Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 11:26 - Baiboly Katolika

Koa tsara raha maniraka ho any amin’izy ireo ianao, sy mandray tanana azy, mba hahazoany toky sy hifotorany amin’ny fanaovana ny raharaha fanaony, rehefa fantany ny hevitray.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tsara àry ny handefasanao iraka ho any aminy hanome antoka azy amin’ny fandraisan-tanana. Izany no hahazoany toky sy hifotorany amin’ny fanatontosana ny raharaha fanaony, rehefa fantany ny zava-kendrenay.»

Jereo ny toko



2Makabeo 11:26
0 Rohy Ifampitohizana