Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 11:25 - Baiboly Katolika

Koa noho ny fanirianay ny tsy hisy fitabatabana amin’izany firenena izany intsony, dia mandidy ny hamerenana ny tempoly amin’izy ireo izahay, sy ny hamelàna azy hanaraka ny fomban-drazany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Koa iriko tsy hisy tabataba intsony amin’izany firenena izany, ary didiako ny hamerenana ny tempoliny aminy sy ny hamelana azy hanaraka ny fomban-drazany.

Jereo ny toko



2Makabeo 11:25
0 Rohy Ifampitohizana