ary efa renay fa ny Jody dia tsy manaiky ny fomba grika, fa aleony ihany ny fombany manokana, ka mangataka izy, araka izany, havela hiaina araka ny lalàny.
Reko fa tsy eken’ny Jiosy ny hanaraka ny fomba grika, araka izay notadiavin-draiko; aleony ihany ny fombany manokana, ka mangataka izy havela hiaina araka ny lalànany.