Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 11:23 - Baiboly Katolika

Rehefa voafindra any amin’ireo andriamanitra ny rainay, ny irinay dia ny hifotoran’izay eto amin’ny fanjakanay amin’ny fikarakarana ny raharahany tsy hisy mpanelingelina;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

«Fony voafindra any amin’ireo andriamanitra ny raiko, ny iriko dia ny hifotoran’izay mponina eto amin’ny fanjakako amin’ny fikarakarana ny raharahany tsy hisy mpanelingelina.

Jereo ny toko



2Makabeo 11:23
0 Rohy Ifampitohizana