Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 11:22 - Baiboly Katolika

Toy izao kosa no ao amin’ny taratasin’ny mpanjaka: «I Antiôkosy mpanjaka manoratra ho an’i Lisiasy rahalahiny: Arahaba!

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Toy izao kosa no raketin’ilay taratasin’ny mpanjaka ho an’i Lisià: «Avy amiko Antiôkôsa mpanjaka ity taratasy ity. Manoratra ho anao aho, ry Lisià rahalahiko, ary miarahaba anao.

Jereo ny toko



2Makabeo 11:22
0 Rohy Ifampitohizana