«I Lisiasy manoratra ho an’ny Jody: Arahaba! Voatolotr’i Joany sy i Absalôma izay nirahinareo ho atỳ amiko ny fanekena nosoniavinareo ka dia nangataka izy ireo ny hanatanteraka ny zavatra ao amin’ny fanekena.
«Voatolotr’i Jôhany sy i Absalôma izay nirahinareo ho aty amiko ity fitakiana vita an-tsoratra ity ka nangatahiny aho hampanan-kery ny andininy voarakitr’izany.