2Makabeo 11:15 - Baiboly Katolika Tsy nikendry afa-tsy ny soa ho an’ny vahoaka i Makabeo ka nanaiky ny hevitra rehetra naposak’i Lisiasy, satria neken’ny mpanjaka avokoa ny famarafaram-panekena nalefan’i Makabeo an-tsoratra tany amin’i Lisiasy momba ny Jody. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tsy nikendry afa-tsy ny soa ho an’ny besinimaro koa i Joda Makabeo ka nanaiky ny hevitra rehetra naroson’i Lisià; ny mpanjaka rahateo nankatò izay rehetra nalefan’i Joda Makabeo an-tsoratra ny amin’ny famarafaram-pihavanana momba ny Jiosy. |