Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 10:7 - Baiboly Katolika

Ka dia nitondra tirsa sy sampan-kazo aman-tsampan-drofia izy ireo, sady nanao hira fankalazana an’ilay nitondra azy soa aman-tsara hanadio ny tempoly.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Noho izany, dia nitondra fehezan-dravina sy sampankazo aman-tsampandrofia ireo sady nanandratra hira fiderana ho an’Ilay Andriamanitra namela azy hanatontosa tsara ny fanadiovana ny tempoly.

Jereo ny toko



2Makabeo 10:7
0 Rohy Ifampitohizana