2Makabeo 10:6 - Baiboly Katolika Ary nanao fety nandritra ny havaloana toraka ny fanao amin’ny tabernakla izy ireo, nahatsiaro fa vao andro vitsy talohan’izay, dia tany an-tendrombohitra, tao anaty zohy ireo no nitoetra tamin’ny fetin’ny Tabernakla, toy ny biby dia. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fankalazana naharitra valo andro tahaka ny fanao amin’ny fetin’ny Tranotomboka no natao. Ka tsaroan’i Joda sy ireo mpomba azy fa andro vitsivitsy talohan’izay, dia tany an-tendrombohitra tany izy nandritra ny fetin’ny Tranotomboka, ary tao anaty zohy no nitoetra toy ny bibidia. |