Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 10:4 - Baiboly Katolika

Vita izany dia nihohoka tamin’ny tany izy nivavaka tamin’ny Tompo, mba tsy hampidi-doza toy izany aminy intsony; nangataka izy mba hofaizany araka ny mety, raha mbola manota ihany, fa hatolony amin’ireo firenena mpankahala ny fivavahana sady barbarianina.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Vita izany, dia nihohoka tamin’ny tany izy, ka nivavaka tamin’ny Tompo mba tsy hampidi-doza toy izany aminy intsony; nangataka izy mba hofaiziny araka ny mety, raha mbola manota ihany, fa tsy hatolony an’ireo firenena mpaniratsira an’Andriamanitra sady barbarianina.

Jereo ny toko



2Makabeo 10:4
0 Rohy Ifampitohizana