Trany niery tao amin’ny lavaka famorian-drano anankiray i Timoteo ka novonoiny ho faty, toy izany koa i Seresa, rahalahiny sy i Apôlôfàna.
Tratra niery tao amin’ny lavaka famorian-drano anankiray i Timôty ka novonoina ho faty; ary natao toy izany koa i Kereà rahalahiny sy i Apôlôfàna.