Nitoky tamin’ny hamafin’ny tanàna ny nafahirano, ka tsy nitsahatra ny niteny ratsy an’Andriamanitra sy namoaka vava fankahalana ny fivavahana.
Natoky ny hamafin’ilay toerana ireo voafahirano, ka tsy nitsahatra naniratsira an’Andriamanitra sy namoaka vava fankahalana ny fivavahana jiosy.