Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 10:3 - Baiboly Katolika

Raha efa izany, nodioviny ny tempoly dia nanangana ôtely hafa izy, ary namelona afo tamin’ny vato kilonjy izy, dia naka tamin’izany afo izany, ka nanatitra sorona, sy nandoro ny emboka hanetona, fa roa taona izay no niatoany, dia narehiny ny jiro, napetrany teo ambony latabatra ny mofo alahatra.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia nanadio ny tempoly izy ary nanangana alitara vaovao; avy eo namelona afo tamina vato kilonjy izy ka nahazo afo ho an’ny fatan’ny alitara, ary nanolotra sorona indray fa roa taona izay no niatoany. Nandoro ditin-kazo manitra hanetona koa izy ary nampirehitra ireo jiro sy nandahatra ny mofo fanolotra ho an’Andriamanitra.

Jereo ny toko



2Makabeo 10:3
0 Rohy Ifampitohizana