Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 10:28 - Baiboly Katolika

Vao nazava ny andro, dia rafitra ny adin’izy roa tonta; ireto ankilany moa, fanampin’ny herim-pony dia ny fangatahana tamin’ny Tompo no antoky ny fahombiazany amam-pandreseny; iretsy andaniny kosa tsy naka mpitarika azy tamin’ny ady afa-tsy ny fisafoahany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ny ampitso, vao nazava ny andro, dia rafitra ny adin’izy roa tonta; ireto an-kilany moa dia ny fangatahana tamin’ny Tompo nomba ny herimpony no antoky ny fahombiazany amam-pandreseny; iretsy an-daniny kosa tsy naka mpitarika an’ady afa-tsy ny fisafoahan-kandramatra.

Jereo ny toko



2Makabeo 10:28
0 Rohy Ifampitohizana