Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 10:26 - Baiboly Katolika

niankohoka teo am-pototry ny ôtely izy, nangataka tamin’ny Tompo homba azy ireo, sy ho fahavalon’ireo fahavalony ary ho rafin’ireo rafiny, sy hanohitra an’ireo manohitra azy, araka ny fampanantenan’ny lalàna.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

niankohoka teo am-pototry ny alitara izy, nangataka tamin’ny Tompo homba azy sy «ho fahavalon’ireo fahavalony ary ho rafin’ireo rafiny» araka ny voalaza mazava ao amin’ny bokin’ny lalàna.

Jereo ny toko



2Makabeo 10:26
0 Rohy Ifampitohizana