Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 10:25 - Baiboly Katolika

Nony mby akaiky izy, ny mivavaka tamin’Andriamanitra no nataon’i Makabeo sy ny namany; nohosenany lavenona ny lohany, nosikinany lasàka ny valahany;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nony mby akaiky io Timôty io, dia ny nivavaka tamin’Andriamanitra kosa no nataon’i Joda Makabeo sy ny namany; nohosenany vovoka ny lohany, ary nosikinany lasaka ny tenany;

Jereo ny toko



2Makabeo 10:25
0 Rohy Ifampitohizana