Fatratra ny nitondrany ny raharahan’ny ady, ka mihoatra noho ny 20.000n-dahy no matiny tamin’ireo trano mimanda roa ireo.
Tamim-pahombiazana no nitondrany ny fanafihana ka mihoatra noho ny antokon-tafika roapolo no naringany tamin’ireo tranomimanda anankiroa ireo.