Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 10:22 - Baiboly Katolika

Raha efa izany nasainy novonoin-ko faty ireo mpamadika ireo, dia afany niaraka tamin’izay ireo tilikambo roa.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia nasain’i Joda novonoin-ko faty ireo mpamadika ireo; ary avy hatrany koa dia azony ny tranomimanda anankiroa.

Jereo ny toko



2Makabeo 10:22
0 Rohy Ifampitohizana