2Makabeo 10:21 - Baiboly Katolika Nony nolazaina tamin’i Makabeo izany zava-niseho izany, novoriny ny filohan’ny vahoaka, dia nampangainy ireo olona ireo, fa namidy amam-bola ny rahalahiny, satria nalefany handeha ny fahavalo nitam-piadiana hamelezana azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Rehefa nilazana izany zava-niseho izany i Makabeo, dia namory ny filohan’ny tafika navelany teo ary niampanga izay meloka satria nivarotra amam-bola ireo rahalahiny ka namela handeha ny fahavalo nitam-piadiana hamelezana azy. |