Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 10:20 - Baiboly Katolika

Kanjo lian-karena loatra ny miaramilan’i Simôna ka nanaiky hosisihan’ny sasany tao anatin’ny tilikambo vola, dia nandray 70.000 drakma ka navelany nandositra ny sasany taminy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Kanjo lian-karena loatra ny miaramilan’i Simôna ka nanaiky ny fanisiham-bola nataon’ny sasany mpiambina ny tranomimanda; dia nandray drakima fito alina ireo ka namela handositra ny voafahirano sasany.

Jereo ny toko



2Makabeo 10:20
0 Rohy Ifampitohizana