Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 10:19 - Baiboly Katolika

I Simôna sy i Josefa mbamin’i Zakea sy ny namany, ampy isa tsara, no navelan’i Makabeo hampikoy an’ireo, dia lasa nankany amin’izay nisy nahamaika izy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

I Simôna sy i Jôsefa ary i Zakeo mbamin’ireo namany ampy isa tsara no navelan’i Joda Makabeo hampikoy an’ireo; izy kosa lasa nankany amin’ny toerana nilana azy maika.

Jereo ny toko



2Makabeo 10:19
0 Rohy Ifampitohizana