Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 10:18 - Baiboly Katolika

Nisy 1000 lahy koa raha dia kely no nialoka tao amin’ny tilikambo roa mafy dia mafy, nanana izay ilainy rehetra hanohanana ny fahirano.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nisy antokon-tafika sivy koa farafahakeliny no nialoka tao amin’ny tranomimanda anankiroa nisy tilikambo mafy dia mafy sady nanana izay ilainy rehetra hiaretana fahirano.

Jereo ny toko



2Makabeo 10:18
0 Rohy Ifampitohizana