Nanihiny tamin-kerim-po ireo, ka azony terỳ; natosiny avokoa izay niady teo ambony manda, novonoiny daholo izay rehetra sehatra ny tanany, tsy latsaky ny 20.000 ny isan’ny maty.
Nanaovany fananihana mahery vaika ireny, ka azony terỳ; voatosiny avokoa izay niady teo ambony manda, novonoiny avokoa izay rehetra tojo ny tanany, ka tsy latsaka ny antokon-tafika roapolo no maty.