Ny Idomeanina, tompon’ireo trano mimanda tsara koa tetsy andanina, nanorisory ny Jody; noraisiny ireo natosika hiala ao Jerosalema; nataony izay hahavelona ny ady.
Tetsy an-daniny koa ny Idomeanina izay nitana tranomimanda tsara toerana, dia nanelingelina ny Jiosy. Noraisiny rahateo izay voaroaka hiala tao Jerosalema ary niezahany izay hahavelona ny ady.