Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 10:14 - Baiboly Katolika

Ary i Gorjiasy izay tonga lehiben’ny miaramila tamin’ireo faritany ireo, dia naka miaramila hafa firenena, sy nanararaotra mandrakariva izay azony iadiana amin’ny Jody.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Fony tonga governoran’i Idomea i Gôrjià, dia naka miaramila mpikarama an’ady ary nanararaotra izay fotoana azony namelezana ny Jiosy.

Jereo ny toko



2Makabeo 10:14
0 Rohy Ifampitohizana