Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 10:12 - Baiboly Katolika

Fa i Ptôlemea natao hoe koa Makrôna no voalohany nanaraka ny rariny tamin’ny Jody, noho ny hamafin’ny nanjò azy ireo ary nikely aina hitondra azy amim-piadanana.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

nandimby an’i Ptôlemeo natao hoe koa Makrôna. Ity Ptôlemeo ity no governora voalohany nitandro ny hitsiny tamin’ny Jiosy taorian’ny zavatra tsy an-drariny nanjo azy ireo ary nikely aina hitondra azy tsy misy raorao.

Jereo ny toko



2Makabeo 10:12
0 Rohy Ifampitohizana