Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 10:10 - Baiboly Katolika

Dia indro asehonay kosa izao ny momba an’i Antiôkosy Epatôra, zanak’io mpankahala ny fivavahana io, hotantaranay fohifohy ny loza vokatry ny ady.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia indro kosa hasehoko izao ny amin’i Antiôkosa Eopatôra, zanakalahin’io mpankahala ny fivavahana jiosy io, ka hotantaraiko fohifohy ny loza vokatry ny ady nataony.

Jereo ny toko



2Makabeo 10:10
0 Rohy Ifampitohizana