Tamin’izany, azon’i Makabeo sy ny namany indray ny tempoly sy ny tanàna, noho ny fanampian’ny Tompo.
Noho ny fanampian’ny Tompo nitantana azy, dia azon’i Joda Makabeo sy ireo namany indray ny tempoly sy ny tanàna Jerosalema.