2Timoty 2:24 - Baiboly Katolika
Fa tsy mety amin’ny mpanompon’Andriamanitra ny miady; fa izy tsy maintsy ho olona malemy fanahy amin’ny olona rehetra, mahay mampianatra, mahay mandefitra,
Jereo ny toko
Ary tsy mety raha miady ny mpanompon’ny Tompo, fa aoka ho malemy fanahy amin’ny olona rehetra, mahay mampianatra, mahalefitra,
Jereo ny toko
fa ny mpanompon’ny Tompo dia tsy tokony ho fiadîna, fa tokony halemy fanahy amin’ny olona rehetra, hahay mampianatra, hahalefitra,
Jereo ny toko
fa ny mpanompon’ny Tompo dia tsy tokony ho fiadîna, fa tokony halemy fanahy amin’ny olona rehetra, hahay mampianatra, hahalefitra,
Jereo ny toko
Ary tsy mety raha miady ny mpanompon’ny Tompo, fa ho malemy fanahy amin’ny olona rehetra, mahay mampianatra, mahalefitra,
Jereo ny toko
Ary tsy mety raha miady ny mpanompon'ny Tompo, fa ho malemy fanahy amin'ny olona rehetra, mahay mampianatra, mahalefitra,
Jereo ny toko
Ary tsy mety raha miady ny mpanompon’ny Tompo, fa aoka ho malemy fanahy amin’ny olona rehetra, mahay mampianatra, mahalefitra,
Jereo ny toko