2Jaona 1:3 - Baiboly Katolika
ho ao amintsika ny fahasoavana sy ny famindram-po ary ny fiadanana, amin’ny fahamarinana sy ny fitiavana, avy amin’Andriamanitra Ray, sy i Jesoa Kristy Zanaky ny Ray!
Jereo ny toko
Ho amintsika ny fahasoavana sy ny famindrampo ary ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy, Zanaky ny Ray, amin’ny fahamarinana sy ny fitiavana.
Jereo ny toko
Homba antsika anie ny fahasoavana sy famindrampo amam-piadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy i Jesoa Kristy Zanaky ny Ray, noho isika vonton’ny hafatra marim-pototra sy ny fitiavana!
Jereo ny toko
Homba antsika anie ny fahasoavana sy famindrampo amam-piadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy i Jesoa Kristy Zanaky ny Ray, noho isika vonton’ny hafatra marim-pototra sy ny fitiavana!
Jereo ny toko
ho amintsika ny fahasoavana sy ny famindrampo ary ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy, Zanaky ny Ray, amin’ny fahamarinana sy ny fitiavana.
Jereo ny toko
ho amintsika ny fahasoavana sy ny famindram-po ary ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy, Zanaky ny Ray, amin'ny fahamarinana sy ny fitiavana.
Jereo ny toko
Ho amintsika ny fahasoavana sy ny famindrampo ary ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy*, Zanaky ny Ray, amin’ny fahamarinana sy ny fitiavana.
Jereo ny toko