2Tantara 34:23 - Baiboly Katolika
«Izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: Lazao amin’izay lehilahy naniraka anareo ho atỳ amiko hoe: Izao no lazain’i Iaveh:
Jereo ny toko
Dia hoy Ravehivavy taminy: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Lazao amin’izay lehilahy naniraka anareo tatỳ amiko hoe:
Jereo ny toko
dia nasainy miteny amin’ny mpaniraka azy hoe: «Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely:
Jereo ny toko
dia nasainy miteny amin’ny mpaniraka azy hoe: «Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely:
Jereo ny toko
Dia hoy ravehivavy taminy: Izao no lazain’i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Lazao amin’izay lehilahy naniraka anareo tatỳ amiko hoe:
Jereo ny toko
Dia hoy ravehivavy taminy: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Lazao amin'izay lehilahy naniraka anareo tatỳ amiko hoe:
Jereo ny toko
Dia hoy Ravehivavy taminy: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Lazao amin’izay lehilahy naniraka anareo tatỳ amiko hoe:
Jereo ny toko