2Tantara 34:22 - Baiboly Katolika
Dia lasa i Helkiasa mbamin’ireo voatendrin’ny mpanjaka, nankany amin’i Holdà mpaminany vavy, vadin’i Seloma zanak’i Tekoata zanak’i Hasrà, mpitahiry ny fitafiana. Tao Jerosalema amin’ny faritany faharoa ravehivavy no nitoetra. Nony voalazan’izy ireo taminy ny nanirahana azy, dia izao no nalazany azy ireo:
Jereo ny toko
Ary i Hilkia sy izay notendren’ny mpanjaka dia nankany amin’i Holda mpaminanivavy, vadin’i Saloma, zanak’i Tokehata, zanak’i Hasra, mpitahiry ny fitafiana, fa nitoetra tao amin’ny faritra vaovao tany Jerosalema Ravehivavy, ary niresaka izany taminy izy ireo.
Jereo ny toko
Dia nankany amin’i Holdà mpaminanivavy i Hilkià sy ireo olon-kafa voatendrin’ny mpanjaka. I Holdà, izay nonina tao Antanambaon’i Jerosalema, dia vadin’i Saloma zanakalahin’i Tôkehata sy zafikelin’i Hasrà sady mpitahiry ny fanamiana masina tao an-tempoly. Koa rehefa niresaka tamin-dravehivavy ry i Hilkià,

Ary Hilkia sy izay notendren’ny mpanjaka dia nankany amin’i Holda mpaminanivavy, vadin’i Saloma, zanak’i Tokehata, zanak’i Hasra, mpitahiry ny fitafiana (fa nitoetra tany Jerosalema tao amin’ny tanàna ambany ravehivavy), ary niresaka izany taminy izy ireo.
Jereo ny toko
Ary Hilkia sy izay notendren'ny mpanjaka dia nankany amin'i Holda mpaminanivavy, vadin'i Saloma, zanak'i Tokehata, zanak'i Hasra, mpitahiry ny fitafiana (fa nitoetra tany Jerosalema tao amin'ny tanàna ambany ravehivavy) ary niresaka izany taminy izy ireo.