2Tantara 30:7 - Baiboly Katolika
Aza manahaka ny rainareo aman-drahalahinareo, izay nanota tamin’i Iaveh, ka nataony nianjadian’ny fahoriana, araka izao hitanareo izao.
Jereo ny toko
Aza manahaka ny rainareo sy ny rahalahinareo izay nivadika tamin’NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, ka nanolorany azy ho figagana araka izao hitanareo izao.
Jereo ny toko
Aza manahaka ny ray aman-dreninareo sy mpiray tampo aminareo, fa nivadika tamin’ny TOMPO Andriamanitry ny razany izy ireo ka dia natolony ho amin’ny faharavana araka izao hitanareo izao.

Aza manahaka ny rainareo sy ny rahalahinareo izay nivadika tamin’i Jehovah, Andriamanitry ny razany, ka dia natolony ho figagana araka izao hitanareo izao izy.
Jereo ny toko
Aza manahaka ny rainareo sy ny rahalahinareo izay nivadika tamin'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, ka dia natolony ho figagana araka izao hitanareo izao izy.
Jereo ny toko
Aza manahaka ny rainareo sy ny rahalahinareo izay nivadika tamin’NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, ka nanolorany azy ho figagana araka izao hitanareo izao.
Jereo ny toko