2Tantara 30:6 - Baiboly Katolika
Dia nandeha ny mpihazakazaka nitondra ny taratasin’ny mpanjaka sy ny lehibe any amin’i Israely sy i Jodà rehetra, ka nilaza, araka ny didin’ny mpanjaka nanao hoe: «Ry zanak’i Israely ô, miverena amin’i Iaveh Andriamanitr’i Abrahama sy i Isaaka ary i Israely, dia hiverina amin’izay sisa Izy, dia aminareo izay afaka tsy latsaka eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asiria.
Jereo ny toko
Dia lasa ny iraka haingam-pandeha nitondra ny taratasy avy tamin’ny mpanjaka sy ny mpanapaka hitety ny Israely sy ny Joda rehetra ka nilaza araka ny didin’ny mpanjaka hoe: Ry Zanak’Israely ô! Miverena amin’NY TOMPO, Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Israely, mba hiverenany ho amin’izay sisa izay tsy azon’ny tanan’ireo mpanjakan’i Arama aminareo.
Jereo ny toko
Dia lasa ireto iraka haingam-pandeha nitety ny faritra rehetra amin’i Israely sy i Joda, ombàn’ny taratasy avy tamin’ny mpanjaka sy ny manampahefana; araka ny didin’ny mpanjaka, dia izao no teny nolazainy: –Ianareo Israelita izay sisa tavela tamin’ny famelezan’ireo mpanjakan’i Asiria, miverena amin’ny TOMPO Andriamanitr’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba.

Dia lasa ny tsimandoa nitondra ny taratasy avy tamin’ny mpanjaka sy ny mpanapaka hitety ny Isiraely sy ny Joda rehetra ka nilaza araka ny didin’ny mpanjaka hoe: Ry Zanak’Isiraely ô, miverena amin’i Jehovah, Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Isiraely, mba hiverenany ho amin’izay sisa aminareo izay tsy azon’ny tànan’ireo mpanjakan’i Asyria.
Jereo ny toko
Dia lasa ny tsimandoa nitondra ny taratasy avy tamin'ny mpanjaka sy ny mpanapaka hitety ny Isiraely sy ny Joda rehetra ka nilaza araka ny didin'ny mpanjaka hoe: Ry zanak'isiraely ô, miverena amin'i Jehovah, Andriamanitr'i Abrahama sy Isaka ary Isiraely, mba hiverenany ho amin'izay sisa aminareo izay tsy azon'ny tànan'ireo mpanjakan'i Asyria.