2Tantara 30:3 - Baiboly Katolika
noho izy tsy azo natao tamin’ny fotoany, satria ny mpisorona efa nanamasina ny tenany mbola tsy ampy isa loatra, ary ny vahoaka koa mbola tsy vory tao Jerosalema.
Jereo ny toko
Nefa tsy nahatandrina azy izy tamin’izany andro izany, satria vitsy loatra ny mpisorona nanamasina ny tenany, ary ny olona koa dia tsy mbola vory tany Jerosalema.
Jereo ny toko
Nefa tsy nahatandrina azy tamin’izany andro izany izy, satria ny mpisorona tsy mbola nanamasina ny tenany loatra, ary ny olona koa tsy mbola vory tany Jerosalema.
Jereo ny toko
Nefa tsy nahatandrina azy tamin'izany andro izany izy, satria ny mpisorona tsy mbola nanamasina ny tenany loatra, ary ny olona koa tsy mbola vory tany Jerosalema.
Jereo ny toko
Nefa tsy nahatandrina azy izy tamin’izany andro izany, satria vitsy loatra ny mpisorona nanamasina ny tenany, ary ny olona koa dia tsy mbola vory tany Jerosalema.
Jereo ny toko