2Tantara 30:16 - Baiboly Katolika
Nipetraka teo amin’ny fitoerana fipetrahany araka ny fandaharana, araka ny lalàn’i Môizy, ilay olon’Andriamanitra izy ireo; ary ny mpisorona nandraraka ny ra, noraisiny avy any an-tanan’i Levita.
Jereo ny toko
Ary nitsangana teo amin’ny fitoerany tahaka ny fanao izy, araka ny lalànan’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra; ary ny mpisorona no namafy ny ra izay teny an-tanan’ny levita.
Jereo ny toko
Samy naka toerana toy ny mahazatra izy, araka ny lalànan’i Mosesy olon’Andriamanitra; ary nararaky ny mpisorona teo ambony alitara ny ra izay natolotry ny levita azy.
Jereo ny toko
Samy naka toerana toy ny mahazatra izy, araka ny lalànan’i Mosesy olon’Andriamanitra; ary nararaky ny mpisorona teo ambony alitara ny ra izay natolotry ny levita azy.
Jereo ny toko
Ary nitsangana teo amin’ny fitoerany tahaka ny fanao izy, araka ny lalàn’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra; ary ny mpisorona nanopy ny ra izay teny an-tànan’ny Levita.
Jereo ny toko
Ary nitsangana teo amin'ny fitoerany tahaka ny fanao izy, araka ny lalàn'i Mosesy, lehilahin'Andriamanitra; ary ny mpisorona nanopy ny rà izay teny an-tànan'ny Levita.
Jereo ny toko
Ary nitsangana teo amin’ny fitoerany tahaka ny fanao izy, araka ny lalànan’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra; ary ny mpisorona no namafy ny ra izay teny an-tanan’ny levita.
Jereo ny toko