Tamin’ny volana voalohany, amin’ny taona voalohany nanjakany, novohany ny varavaran’ny tranon’i Iaveh, dia namboatra azy izy.
2Tantara 29:4 - Baiboly Katolika Nampiantsoiny ny mpisorona sy ny Levita, dia novoriny teo amin’ny kianja atsinanana, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nampidiriny tao ny mpisorona sy ny levita ka nangoniny teo amin’ny kianja malalaka teo atsinanana. DIEM PROTESTANTA Ary nasainy tonga ireo mpisorona sy levita ka nangoniny teo amin’ny Kianja Atsinanana Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nasainy tonga ireo mpisorona sy levita ka nangoniny teo amin’ny Kianja Atsinanana Baiboly Protestanta Malagasy Ary dia nampidiriny tao ny mpisorona sy ny Levita ka nangoniny teo an-kalalahana atsinanana. Malagasy Bible Ary dia nampidiriny tao ny mpisorona sy ny Levita ka nangoniny teo ankalalahana atsinanana. La Bible en Malgache Ary nampidiriny tao ny mpisorona sy ny levita* ka nangoniny teo amin’ny kianja malalaka teo atsinanana. |
Tamin’ny volana voalohany, amin’ny taona voalohany nanjakany, novohany ny varavaran’ny tranon’i Iaveh, dia namboatra azy izy.
dia nilazany hoe: «Mihainoa ahy, ianareo Levita: hamasino ny tenanareo, hamasino ny tranon’i Iaveh Andriamanitry ny razanareo, ka esory amin’ny fitoerana masina ny loto rehetra.
Nanendry mpifehy miaramila hifehy ny vahoaka izy, dia novoriny ho eo aminy teo an-kalalahana akaikin’ny vavahadin’ny tanàna ireo, ka nomeny teny manetsika ny fo hoe:
Manarakaraka azy, i Sadôka zanak’i Emera nanamboatra ny teo anoloan’ny tranony; manarakaraka azy, nanamboatra i Semeiàsa zanak’i Sikemiasa mpiandry ny vavahady atsinanana amin’ny tempoly.
ny loholona amin’ny vahoaka, sy ny loholona amin’ny mpisorona, dia mivoaha ho any amin’ny lohasahan’i Ben-Hinômaizay ao amin’ny fidiran’ny vavahadin’ny Fanefem-bilany, ka torio eo ny teny holazaiko aminao.
ary vato hafa no halaina hasolo ilay teo, ary feta hafa no halaina handalorana ny trano indray.