2Tantara 29:11 - Baiboly Katolika
Koa ankehitriny, anaka, aza manao tsirambina intsony ianareo, fa ianareo no efa voafidin’i Iaveh hanoloana Azy, hanompo Azy, mba ho mpanompony sy hanatitra zava-manitra ho Azy.»
Jereo ny toko
Ry zanako, aza malaina ianareo; fa ianareo no nofidin’NY TOMPO hijoro eo anatrehany hanompo Azy ka ho mpanao fanompoam-pivavahana sy ho mpandoro ditin-kazo manitra ho Azy.
Jereo ny toko
Ianareo kosa, manaova fanarenan-javatra ankehitriny ka aza malaina, satria ianareo no voafidin’ny TOMPO hiatrika Azy mba hanao fanompoam-pivavahana aminy sy ho mpandraharahany ary ho mpandoro vovo-javamanitra ho Azy.

Ry zanako, aza malaina hianareo; fa hianareo no nofidin’i Jehovah hijanona eo anatrehany hanompo Azy ka ho tonga mpanao fanompoam-pivavahana sy mpandoro ditin-kazo manitra ho Azy.
Jereo ny toko
Ry zanako, aza malaina ianareo; fa ianareo no nofidin'i Jehovah hijanona eo anatrehany hanompo Azy ka ho tonga mpanao fanompoam-pivavahana sy mpandoro ditin-kazo manitra ho Azy.
Jereo ny toko
Ry zanako, aza malaina ianareo; fa ianareo no nofidin’NY TOMPO hijoro eo anatrehany hanompo Azy ka ho mpanao fanompoam-pivavahana sy ho mpandoro ditin-kazo manitra ho Azy.
Jereo ny toko