Ary naely eran’i Jodà sy i Jerosalema fa isan’olona dia tsy maintsy mitondra ho an’i Iaveh ny hetra nodidian’i Môizy mpanompon’i Iaveh haloan’i Israely, tany an’efitra.
2Tantara 24:8 - Baiboly Katolika Ny mpanjaka tamin’izay dia nandidy olona hanao vata ary nasainy napetraka teo am-bavahadin’ny tranon’i Iaveh, eo ivelany izany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nasain’ny mpanjaka nanao vata iray ny olona, dia napetrany teo ivelan’ny vavahadin’ny tranon’NY TOMPO izany. DIEM PROTESTANTA Dia nasain’ny mpanjaka nanao vata anankiray fandatsahan-drakitra ny olona mba hapetraka eo ivelan’ny vavahadin’ny tranon’ny TOMPO. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nasain’ny mpanjaka nanao vata anankiray fandatsahan-drakitra ny olona mba hapetraka eo ivelan’ny vavahadin’ny tranon’ny TOMPO. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nasain’ny mpanjaka nanao vata anankiray izy, dia napetrany teo ivelan’ny vavahadin’ny tranon’i Jehovah izany. Malagasy Bible Ary nasain'ny mpanjaka nanao vata anankiray izy, dia napetrany teo ivelan'ny vavahadin'ny tranon'i Jehovah izany. La Bible en Malgache Ary nasain’ny mpanjaka nanao vata iray ny olona, dia napetrany teo ivelan’ny vavahadin’ny tranon’NY TOMPO izany. |
Ary naely eran’i Jodà sy i Jerosalema fa isan’olona dia tsy maintsy mitondra ho an’i Iaveh ny hetra nodidian’i Môizy mpanompon’i Iaveh haloan’i Israely, tany an’efitra.
Raha nipetraka tandrifin’ny fandatsahan-drakitra i Jesoa, dia nijery ny fandatsaky ny olona tao, ary maro ny manankarena no nandatsaka be.