dia nampanalain’ny olona. Tamin’izay i Jerôbôama sy ny fiangonan’i Israely rehetra, dia nanatona ka niteny tamin’i Rôbôama nanao hoe:
2Tantara 10:3 - Baiboly Katolika dia niverina avy any Ejipta izy ka nampanalain’ny olona. Tamin’izay, dia nanatona i Jerôbôama sy i Israely rehetra ka niteny tamin-dRôbôama nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nandefa iraka haka azy ny olona. Dia tonga i Jeroboama sy ny Israely rehetra ka niteny tamin’i Rehoboama hoe: DIEM PROTESTANTA Nisy olona nirahina haka azy ary tonga izy mbamin’ny Israelita tavaratra rehetra, ka niteny tamin-dRehabohama hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nisy olona nirahina haka azy ary tonga izy mbamin’ny Israelita tavaratra rehetra, ka niteny tamin-dRehabohama hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary naniraka naka azy ny olona. Dia tonga Jeroboama sy ny Isiraely rehetra ka niteny tamin-dRehoboama hoe: Malagasy Bible Ary naniraka naka azy ny olona. Dia tonga Jeroboama sy ny Isiraely rehetra ka niteny tamin-dRehoboama hoe: La Bible en Malgache Ary nandefa iraka haka azy ny olona. Dia tonga i Jeroboama sy ny Israely rehetra ka niteny tamin’i Rehoboama hoe: |
dia nampanalain’ny olona. Tamin’izay i Jerôbôama sy ny fiangonan’i Israely rehetra, dia nanatona ka niteny tamin’i Rôbôama nanao hoe:
Nony nandre izany i Jerôbôama zanak’i Nabata, izay mbola tany Ejipta, fa tany no nandosirany an’i Salômôna mpanjaka,
«Irainao dia nampitondra jioga mavesatra anay, ka ankehitriny hamaivano ny fanompoana mafy nampitondrain-drainao anay sy ny jioga mavesatra nanindriany anay, dia hanompo anao izahay.»